|
|
|
|

Entrée1  ambin' ny folo
Partie du discours  2  adjectif
Exemples  3  [2.472] Amin' ny iraika ambin' ny folo eo ho eo.
4  [1.320] Misy mpikambana iraika ambinifolo ao amin' ny Fitsarana Avo.
5  [2.649] Roa ambin' ny folo no isany.
6  [2.508] Nanasina azy izy roa ambinifolo lahy.
7  [2.996] Efatra ambin' ny folo izy rehetra.
8  [2.285] Dimy ambin' ny folo no sahiko!
9  [2.996] Ary fito ambin' ny folo taona no nanjakany.
Vocabulaire  10  Mathématiques: arithmétique
Mots élémentaires  11  amby, folo
Autres orthographes  12  ambinifolo
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/12